|
|
|
|

Teny iditra1  fikisina
Fototeny  2  kisina
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Fomban' ny olona mikisina, izany hoe malai-mihetsika, kamo ny hiarina na handeha fa mitaredretra lava eo [1.1]

Fivaditsoratra  5  fikisina, fisikina

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20