|
|
|
|

Teny iditra1  fikisinana
Fototeny  2  kisina
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Falaimihetsika; tsy fiaingana avy hatrany fa mitaredretra noho ny hakamoana: Vary andro amin' ny fikisinana eo ampandriana i Balita kely ka diso fidirana [1.1]

Fivaditsoratra  5  fikisinana, fisikinana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20