Teny iditra | 1 fikizoana |
Fototeny | 2 kizo |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Voambolana |
4 Kilalao |
Fanazavàna teny malagasy |
5 Ny fahalatsahana anatin' ny fahantrana, ny fahalaniam-pananana 6 Ny fandehanana indray maka alohan' ny hahafatesana (fanorona) [1.1] |
Fivaditsoratra | 7 fikizoana, fikoizana, fizokiana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |