Teny iditra | 1 fikobaba |
Fototeny | 2 kobaba |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Fomban' ny olona mikobaba, izany hoe mikotaba noho ny fahatairana [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 Manière de se hâter, de se démener, de se troubler [1.3#343] |
Fivaditsoratra | 6 fibaboka, fibobaka, fikobaba |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/27 |