Teny iditra | fikomby (komby) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina mikomby na fomban' ny olona mikomby, izany hoe mitoetra ao anaty komby (fefy anakonana, indrindra ny mpifana) [1.1] | |
Voambolana | Fahasalamana | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |