|
|
|
|

Teny iditra1  fikorisa
Fototeny  2  korisa
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Fomba entina mikorisa, na fomban' ny zavatra mikorisa, izany hoe mikisaka midina ka mikororosy fa tsy mivadibadika [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  Manière de glisser [1.3#356]

Fivaditsoratra  6  fikorisa, fisariko

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/28