Teny iditra | 1 fikoropahana |
Fototeny | 2 koropaka |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Fihetsehana toa tsy voahevitra loatra, ka tsy mandeha amin' izay izy ny atao noho ny fahamaikanana ny hamaimaizana [1.1] |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |