|
|
|
|

Teny iditra1  fikoropaka
Fototeny  2  koropaka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fomba entina mikoropaka, izany hoe mihetsika maika sy maimay ka toa tsy voahevitra loatra izay atao

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11