Teny iditra | fikotika (kotika) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Toetran' ny zavatra mikotika, na rotika [1.1] | |
Teny iditra | fikotika (kotika) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Azo kotehina [1.1] | |
Fivaditsoratra | fikotika, takifoky |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |