Teny iditra | 1 filangalanga |
Fototeny | 2 langalanga |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Toetran' ny zavatra na olona milangalanga, izany hoe miteronterona amin' ny toerana avo, miringiringy, miavonavona, mianjonanjona [1.1] |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |