Teny iditra | 1 filantolanto |
Fototeny | 2 lantolanto |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Ohatra |
4 Ny filantolanton' ny toe-tenany tsy voatafy firy, dia toy ny haingo tsy nanam-paharoa nampidera sy nandravaka ny hakanton' ny bikany. [2.5] 5 Nitopy teny amin' i Vololona indray ny masony, fa tsy hitany ny filantolanton' ny sandriny nanampina ny masony tsy ho voan' ny hazavana; [2.529] |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |