|
|
|
|

Teny iditra1  filasiana
Fototeny  2  lasy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Fitobiana, fandriana an-tsaha: Naharitra herinanadro ny filasian' ny miaramila tao Ananona
5  Fivahiniana miaraka maro any aman' olona: Nahasorena an-dRabe ny filasian-dry Rakoto tao aminy tamin' ny farany [1.1]

Fivaditsoratra  6  filasiana, fisaliana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20