Teny iditra filasy (lasy)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina milasy, na mitoby, mandry an-tsaha [1.1]

Teny iditra filasy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Tselatra hazavana amin'ny fakantsary ahafahana maka sary miaraka amin'izay [1.1]
Ny fihaviany Anglisy: flash.

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20