|
|
|
|

Teny iditra1  filaza
Fototeny  2  laza
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  fomba entina milaza
5  azo lazaina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6  ce qui doit être dit, manière de dire, version, récit: Maro ny filaza momba izany tantara izany (Il y a plusieurs versions au sujet de cette histoire) [1.3#394]
Ohatra  7  Hatao ahoana no filaza io any an-trano? [2.117]
8  Andriana manitra no filaza ny mpanjaka taloha; [2.285]
9  Jaka no filaza ny fanomezana fentina teto momba ny Robo. [2.245]
10  filazan' olona no nandrenesako izany (J'ai appris cela par la renommée) [1.4]
Haiendriteny 
11  Tsotra :
12  Tovonana :
Kamban-teny 
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny filaza io

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/14