Teny iditra filetsena (letsy)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fietrena, filetahana: Nahafaty olona ny filetsen' ny valindrihana
Fileferana noho ny lanjan' entana entina: Jereo ny filetsen' ny irỳ Rangahy mpitondra entana!
Fihenan' ny vidin-javatra: Andrasana foana ny filetsen' ny vidin-kanina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Affaissement [1.13]
Tovy hevitra fietrena ~ fijetsena

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20