Teny iditra fingafingana (fingafinga)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fahasahiranana mamindra matetika
Enti-milaza ilay akanjo etiety mihitsy koa ka rehefa mandeha aminy voatery ho mateti-pamindra ary toa mifatopatotra ny tongotra [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05