| Teny iditra | 1 fingana |
| Sokajin-teny | 2 anarana na mpamaritra |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fanjerana na fandavoana amin' ny famelezana ny tongotra
5 Tetidratsy hamelezana ny hafa 6 mahafingana [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 a trip up, a stroke by which a person is tripped up.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 croc-en-jambe; se dit de tout ce qui accroche le pied et fait trébucher
9 qui trébuche [1.3] |
| Fivaditsoratra | 10 fanangy, 11 fangina, fingana |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19 |
|