|
|
|
|

Teny iditra1  fiompy
Sokajin-teny  2  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fomba entina miompy, izany hoe mamelona sy miahy ary mikarakara biby
Ompiana matetika: Biby fiompy
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#465] Ce qu’on élève, ce qu’on soigne, la manière de soigner
Ohatra  5  [2.117#] Mila misotro rano madio ny biby fiompy.
6  [2.606#] Fa indrindra, misy tsenan' omby any, ka ahafahan'ny olona mivarotra na mividy io biby fiompy io.
Voambolana  7  Toe-karena: fiompiana
Fototeny  8  ompy
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  10  fiompy, mpifoy, mpiofy

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21