Teny iditra fiorika (orika)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina miorika, izany hoe miakatra any amin' ny toerana iavian' ny rano amin' ny renirano (mifanohitra amin' ny fivalana) [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05