Teny iditra fipampana (pampana)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny olona mipampàna, izany hoe mitsapatsapa ao amin' ny maizina na noho ny toerana tsy dia mazava loatra na noho ny maso pahimpahina [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20