Teny iditra fipaohana (paoka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fifaohana avy hatrany ary am-pahakingana; fakana zavatra an-keriny izay entina mandositra: Ny fipaohan' ny papango ny zanak' akoho [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05