Teny iditra fipararatra (pararatra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fikararana, toetran' ny zavatra mipararatra, izany hoe mitete be: Ny fipararatran' ny siny loaka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Manière de couler [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/20