|
|
|
|

Teny iditra1  fipendrampendrana
Fototeny  2  pendrampendrana
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Hazavana toa mifandimbidimby maty sy velona toy ny an' ny kintana jerena amin' ny alina; toetran' ny maso mipipy

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11