Teny iditra | 1 fipentsompentsona |
Fototeny | 2 pentsompentsona |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Toetran' ny olona mipentsompentsona, fomba entina mipentsompentsona, fitsaontsaona, fitaria: Tsisy tsy gaga amin' ny fipentsompentson-dRavehivavy iny |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |