Teny iditra fipitrapitra (pitrapitra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomban' ny maso mipitrapitra, izany hoe miiery amin' ny maso mampalahelohelo na mangaihay: Omeo azy re iny mofomamy iny fa efa dia tsy anerany loatra ny fipitrapitran' ny masony [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05