Teny iditra fipoitra (poitra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina mipoitra, toetran' ny zavatra mipoitra, izany hoe miseho avy ao anaty zavatra, miseho tampoka [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20