|
|
|
|

Teny iditra1  fipololotra
Fototeny  2  pololotra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Toetran' ny zavatra mipololotra, izany hoe misavoana misesika hivoaka: Ny fipololotran' ny setroka [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05