|
|
|
|

Teny iditra1  fiporitsahana
Fototeny  2  poritsaka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Fianjeran-javatra avy eny antanana tsy hita akory; fahalasanana midify haingana tsy tra-maso [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05