Teny iditra | 1 firafitra |
Fototeny | 2 rafitra |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Fomban' ny zavatra mirafitra, miraikitra, miady [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 organisation, structure, texture [1.13] |
Ohatra |
6 Mitovy firafitra amin' i-reny fitaovana ahodin' ny kodiaran' ny bisikileta ireny ka mampirehitra ilay jiro keliny. [2.445#] 7 Ny fiasa, ny firafitra ary ny fahefan' io Fitsarana io dia hoferan' ny lalàna holanian' ny Antenimieran' ny Tetezamita. [4.27#] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 13 farifitra, fifaritra, firafitra, firifatra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/09/09 |