|
|
|
|

Teny iditra 1  firenena
Fototeny  2 reny
Sokajin-teny  3  anarana
Haiendriteny 
4  Tsotra :
5  Tovonana :
Fanazavàna teny malagasy  6 Vahoaka iray tany, teny sy fomba, ka miray monina amin' ny fanjakana iray: Ny firenena malagasy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 a nation [1.2, 1.7]
8 a clan, a race, a tribe [1.2]
9 a people [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 nation [1.3, 1.8]
11 tribu, caste, peuplade, race, famille [1.3]
12 peuple [1.8]
Ohatra  13  Ary hafa firenena maro no efa henoko loa-bolana fa ny tenin' i Albert dia mihoa-danja noho ny sora-tànana sasany. [2.5#38]
14  Andian-javatra roa lehibe no maha-firenena ny firenena. [2.503#3]
Voambolana  15  Pôlitika
Fikambanana  16  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 16 misy ny teny hoe firenena
Ohabolana  17  Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  18 Randzavola: firenena ao amin' ny Baiboly

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22