|
|
|
|

Teny iditra1  fireona (reona)
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Toetran' ny zavatra mireondreona na manehoeho, mirohondrohona: Ny fireon' ny orga [1.1]
Tovy hevitra  4  fireondreona

Fivaditsoratra  5  fierona, fireona

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05