|
|
|
|

Teny iditra1  firerarerana
Fototeny  2  rerarera
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fiakanjoana tsizarizary, miroradroraka; fibarerana; firefarefana (elatry ny vorona, akanja), fitavozavozana, fitaredretana
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] le relâchement, la lenteur

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11