|
|
|
|

Teny iditra1  firidiridy
Fototeny  2  ridiridy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Fomban' ny zavatra na olona miridiridy, na mihenjana, mihinjitra, mihinjihinjy [1.1]

Fivaditsoratra  5  fidiridiry, firidiridy

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20