Teny iditra (1/3) | 1 firinga |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fivalanana, tay, diky Garaba |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] a dunghill, a heap of rubbish. Foringa is used in the provinces. Used often in personal names, as Rafiringa, Rainifiringa. 5 [1.7] garbage |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] rebut, ordures |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/3) | 11 firinga |
Sokajin-teny | 12 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
13 [1.78] [Taimoro]
kisolosolo 14 [1.78] [Taisaka] kisolasola amin'ny havoana 15 [1.78] [Bara] tsy marin-toerana, mitongilana 16 [1.78] [Tanala] fidinana (lalana); kisolosolo: Osy miteraka am-piringa ka tsy iengana ny raha fanao (osy niteraka an-tany kisolosolo ka tsy avela ny zava-panao) 17 [1.78] [Tanosy] tany misolampy |
Fanazavàna teny frantsay |
18 [1.82] [Taisaka]
pente d'un chemin, d'une colline |
Teny iditra (3/3) | 19 firinga |
Sokajin-teny | 20 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
21 [1.78] [Bezanozano]
lelo |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |