Teny iditra | firobona (robona) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Toetran' ny zavamaniry mirobona, izany hoe maniry midokadoka tsara: Endre izany firobon' ireto zanakazo! [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | La vigueur d'une pousse, d'un gourmand. [1.196] | |
Voambolana | Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |