| Teny iditra (1/3) | 1 firy |
| Sokajin-teny | 2 tambinteny [Fitanisana] |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
9 Entina manontany ny isa: Firy ny rantsantananao? ~ Firy no isan' ny rantsantananao?
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
10 how many? How often? [Mal. piro.]
[1.2] 11 how many? [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
12 combien?
[1.8] |
| Fikambanana | 13 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 5 misy ny teny hoe firy |
| Teny iditra (2/3) | 14 firy |
| Sokajin-teny | 15 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
16 coldness
17 in the provinces it means grief, sorrow [1.2] |
| Tovy hevitra | 18 firifiry |
| Teny iditra (3/3) | 19 firy |
| Sokajin-teny | 20 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
21 [Bara] farikivy
[1.78] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|