Teny iditra firy
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Entina manontany ny isa: Firy ny rantsantananao? ~ Firy no isan' ny rantsantananao? [1.1]
Fanazavàna teny anglisy How many? How often? [Mal. piro.] [1.2]
 How many? [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Combien? [1.8]
Sampanteny 
 
Kamban-teny 
Lohateny Firy no efa nifanena tamin' ny mpamosavy

Teny iditra firy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy Coldness
In the provinces it means grief, sorrow. [Voambolana: Ontam-po] [1.2]
Tovy hevitra firifiry

Teny iditra firy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] farikivy [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/19