Teny iditra fisadika (sadika)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny zavatra misadika na mihodidina ny valahana toy ny salaka: Sarotra ny fiterahan' ilay vehivavy noho ny fisadikan' ny tadim-poitran' ilay zaza nanodidina ny vatany [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20