Teny iditra | fisahotahana (sahotaka) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fahataitairana sy fisavoritahana, fikorontanana omban-tabataba: Ny loza nianjady, teo rahateo, fa ny fisahotahan' ny vahoaka no tsy hita holazaina [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |