Teny iditra | fisakana (sakana) | |
Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina misakana Azo sakanana [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Ce qu'on peut empêcher, arrêter; manière d'empêcher [1.3] | |
Teny iditra | fisakana (saka) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fakana, fihalorana (foza na orana) amin' ny tanana ao anaty lavany [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | L'action de fouiller, de prendre des écrevisses, le lieu [1.3] | |
Fivaditsoratra | fikasana, fisakana, fisanaka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |