Teny iditra fisakanana (sakana)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanasiana fefy: Nasiana fefy fitsakanana ny omby eo akaikin' ny lalamby
Fandrarana, fampijanonana: Tokony hanao didy henjana fisakanana ny halatra omby ny fanjakana
Fanaovana izay tsy hahatanteraka: Tsy misy tsy mahalala ny fisakanon-dray aman-dreniny ny fanambadian' i Soa [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20