|
|
|
|

Teny iditra1  fisamahana
Fototeny  2  samaka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Fivakiana misaraka roa: Mora tapahina io hazo io noho ny fisamahany
5  Fisahanana (raharaha maro): Tsy misy fotoana hipetrahany mihitsy noho ny fisamahany manao an' itsy manao an' iroa [1.1]

Fivaditsoratra  6  famisahana, fisamahana, hamafisana, mifañasaha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20