Teny iditra fisamboritana (samboritra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fisikinana lamba: Nanome hery ny lehilahy ny nahita ny fisamboritan' ireo vehivavy vonona hitoraka izay fahavalo mitranga
Fanaovana akanjo vorokitsay, tonta, maloto: Nampalahelo ny nahita ny fisamboritr' izy mianaka kely nandehandeha eran' ny tanàna [1.1]
Tovy hevitra fisamboritra

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05