Teny iditra fisanasanana (sanasana)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fisokafana tanteraka (vava) fitanatanana toy ny hanaikitra: Ny fisanasanan' ny vavan' ilay alika ihany dia nahatonga ahy handositra nanao tongotra an-katoka [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05