|
|
|
|

Teny iditra1  fisangodinana (sangodina)
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Fihodinkodinana eo an-toerana ihany: Tsy re mihitsy ny fisongodinan' ity tandrimo 4  Fivezivezéna, fivoivoizana [1.1]
Mpanahaka  5  fisakodinana

Fivaditsoratra  6  fisangodinana, fisongadinana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05