|
|
|
|

Teny iditra1  fisantarana (santatra)
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Fanaovana na fampiasana na fihinanana zavatra voalohany: Amin' ny alahady no fisantaran' Isambilo ilay akanjo kompile vao nozairina [1.1]

Fivaditsoratra  4  fanasitrana, fanatsirana, fisantarana, fisatranana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05