Teny iditra fisarangotra (sarangotra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina misarangotra, na mamikitra mafy amin-javatra na amin' olona noho ny tahotra ny hianjera na noho ny tsy fitiavana hisaraka aminy [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05