Teny iditra | fisarongatra (sarongatra) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba na toetran' ny olona misarongatra, mitroatra amim-pahatairana tsy azo tonena, mitroatran-katezerana [1.1] | |
Fivaditsoratra | fisarangotra, fisarongatra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |