Teny iditra | fisasasasa (sasasasa) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Feon'ny orana avy na ny rano mandeha haingana amin'ny fikorianany. [1.1] | |
[Bezanozano] Tabataba [1.78] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Bruit léger de la pluie, des feuilles agitées par le vent. [1.3] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
![]() |