Teny iditra | 1 fisatry |
Fototeny | 2 satry |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Fomba entina misatry, na manao araka ny sitraky ny fo, saingy tsy fampiasa afa-tsy amin'ny fombampitenenana hoe "fisatry fanahy" [1.1] |
Fivaditsoratra | 5 fisatry, safitry |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |